Entry | 1 ala nenina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina |
Explanations in English |
4 [1.2] freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. |
Explanations in French |
5 [1.3] action de faire le possible pour en avoir le coeur net |
Examples |
6 [2.470#] Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; 7 [2.296#] Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! |
Vocabulary |
8 Emotions |
Elementary words | 9 ala, nenina |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word ala nenina |
Anagrams | 11 ala nenina, nanelanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |